Teny iditra | anio tontolo (anio, tontolo) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny andro sy fotoana manomboka eo amin' izay itenenana ka mandra-paharivan' ny andro [1.1] | |
Voambolana | Fotoana | |
Tovy hevitra | manontolo andro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |